Entry | 1 tsy misatry fanahy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 tsy manao danin' ny kibo fa manao adidy amin-kerimpo [1.1] |
Examples |
4 nefa tsy|misy misatry mba tsy|misy misatry fanahy na manao zara fa vita izy rehetra rehefa miasa ho an' ny fikambanany. [2.445] |
Elementary words | 5 tsy, misatry fanahy |
Updated on 2023/11/20 |